top of page

Oversea
Field Work
Ny mpianatra taona fahatelo ampianarin' i Mr.Kurita dia nanao fanadihadiana eny ifotony any amin'ny tany an-dalam- pandrosoana isaky ny lohataona.
Aorian'ny fiverenany any Japon dia miara- manoratra taratasy mifototra amin'ny atontan- kevitra sy atontan' isa voangona tamin'ny fanadihadiana izy ireo.
Eto dia hampiditra ny fanadihadiana avy amin'ireo mpianatra voalohany ka hatramin'ny faha enina sy ireo taratasy nosoratany izahay.

the 6th class
Study area:Madagascar
Study period:August 2017

the 5th class
Study area:Madagascar
Study period:August 2017

the 4th class
study area:Madagascar
study periodAugust 2014

the 3rd class
study area:Kenya
study period:August 2013

the 2nd class
study area :Kingdom of Cambodia
study period : August 2012

the 1st class
study area : the Socialist Republic of Vietnam
study period :August 2011